|
|
|
|

Teny iditra1  votsa saina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  dull-witted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3]
6  bête, stupide [1.8]
Ohatra  7  Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Tovy hevitra  8  donto saina
Singan-teny  9  votsa, saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25